-
Jeremia 41:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nentin’i Ismaela ho babo ny vahoaka sisa rehetra tany Mizpa,+ anisan’izany ireo zanakavavin’ny mpanjaka sy ny olona rehetra tavela tany Mizpa, izay nankinin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina tamin’i Gedalia+ zanak’i Ahikama. Nentin’i Ismaela zanak’i Netania ho babo izy ireo, ary nentiny nankany amin’ny Amonita.+
-