-
Jeremia 40:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nankany amin’i Gedalia tany Mizpa i Johanana zanak’i Karea sy ny lehiben’ny tafika rehetra tany ambanivohitra. 14 Dia hoy izy ireo taminy: “Tsy fantatrao angaha fa nirahin’i Balisa mpanjakan’ny Amonita+ i Ismaela zanak’i Netania mba hamono anao ho faty?”+ Tsy nino azy ireo anefa i Gedalia zanak’i Ahikama.
-