-
Jeremia 42:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Dia nanatona an’i Jeremia ny lehiben’ny tafika rehetra, sy Johanana+ zanak’i Karea, sy Jazania zanak’i Hosaia, ary ny vahoaka manontolo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra. 2 Hoy izy ireo tamin’i Jeremia mpaminany: “Mba henoy re ny fitalahoanay e, ka mivavaha amin’i Jehovah Andriamanitrao ho anay rehetra tavela eto! Be dia be mantsy izahay taloha nefa ireo sisa,+ araka izao hitanao izao.
-