2 Tantara 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Naniraka mpaminany nankany amin’izy ireo foana i Jehovah mba hampirisika azy ireo hiverina aminy. Nampitandrina azy ireo* foana koa ny mpaminany, nefa tsy nety nihaino ireo.+ Nehemia 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Tsy nankatò anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny Lalànao.* Novonoiny koa ny mpaminaninao, izay nampirisika azy hiverina aminao. Tena naniratsira anao izy ireo!+ Zakaria 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nety nihaino mihitsy anefa izy ireo,+ sady mafy loha+ sy nanao be marenina.+
19 Naniraka mpaminany nankany amin’izy ireo foana i Jehovah mba hampirisika azy ireo hiverina aminy. Nampitandrina azy ireo* foana koa ny mpaminany, nefa tsy nety nihaino ireo.+
26 “Tsy nankatò anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny Lalànao.* Novonoiny koa ny mpaminaninao, izay nampirisika azy hiverina aminao. Tena naniratsira anao izy ireo!+