FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 38:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy ireo andriana tamin’ny mpanjaka: “Mba asaivo vonoina ho faty iny lehilahy iny,+ fa manakivy* an’ireo miaramila sisa ato an-tanàna sy ny vahoaka rehetra izany teniny izany. Tsy mitady izay hiadanan’ity firenena ity mantsy iny lehilahy iny, fa izay hahitany loza.”

  • Jeremia 38:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa nalain’izy ireo i Jeremia dia nalatsany tao amin’ny lavaka fanangonan-dranon’i Malkia zanaky ny mpanjaka, tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+ Tady no nampidinany an’i Jeremia. Tsy nisy rano tao amin’ilay lavaka fa fotaka fotsiny, ka nanomboka nilentika tao anaty fotaka i Jeremia.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara