7 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoentiko avy any avaratra i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Tyro.+ Mpanjakan’ny mpanjaka+ izy, ka hitondra soavaly+ sy kalesy fitondra miady+ sy mpitaingin-tsoavaly ary tafika misy miaramila be dia be.