8 Lasa mpanjaka i Joiakina+ tamin’izy 18 taona, ary nanjaka telo volana tany Jerosalema+ izy. Nehosta no anaran-dreniny, ary zanak’i Elnatana avy any Jerosalema izy io. 9 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Joiakina, hoatran’izay rehetra nataon-drainy.