FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia novonoin’izy ireo teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy. Ary nopotsirin’i Nebokadnezara ny mason’i Zedekia avy eo. Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina izy, ary nentiny tany Babylona.+

  • Jeremia 34:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary i Zedekia mpanjakan’ny Joda sy ny andrianany, dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy* ary ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona,+ izay efa niala teo aminareo ka tsy nanafika anareo indray.’+

  • Jeremia 39:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanenjika azy ireo anefa ny tafiky ny Kaldeanina, ka tratrany tao amin’ilay lemaka karakaina any Jeriko+ i Zedekia. Dia nosamborin’izy ireo izy ka nentiny niakatra tany amin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ tany Hamata.+ Tany ilay mpanjaka no namoaka didim-pitsarana momba azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara