-
Isaia 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mba avelao aho hampahafantatra anareo hoe
Inona no hataoko amin’ny tanimboaloboko:
Hesoriko ny fefiny,
Dia hodorana ilay tanimboaloboka.+
Harodako ny tamboho vatony,
Ary hohitsakitsahina ilay izy.
-
-
Jeremia 1:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary omeko fahefana amin’ireo firenena sy fanjakana ianao androany, mba hanongotra sy handrodana, handringana sy handrava, ary hanorina sy hamboly.”+
-