FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 18:7-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Isaky ny milaza aho hoe hanongotra sy handrodana ary handrava firenena na fanjakana iray,+ 8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena, dia hiova hevitra* aho ka tsy hampihariko aminy indray ilay loza nokasaiko hamelezana azy.+ 9 Fa isaky ny milaza kosa aho hoe hanorina sy hamboly firenena na fanjakana iray, 10 nefa manao ratsy eo imasoko izy ka tsy mankatò ny teniko, dia hiova hevitra* aho ka tsy hataoko aminy indray ilay zavatra tsara nokasaiko hatao aminy.’

  • Jeremia 24:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely: ‘Tsara hoatran’ireo aviavy tsara ireo no ho fahitako ny mponin’i Joda natao sesitany, izay noroahiko niala teto amin’ity toerana ity ka nalefako any amin’ny tanin’ny Kaldeanina. 6 Hitsinjo azy ireo ny masoko, ary hampodiko eto amin’ity tany ity+ izy ireo, ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara