FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izay mijanona ato amin’ity tanàna ity. Fa izay mivoaka kosa ka mitolo-batana any amin’ny Kaldeanina, izay manao fahirano anareo, dia tsy ho faty fa ny ainy no ho babony.”’*+

  • Jeremia 39:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Fa tsy maintsy hataoko afa-mandositra ianao, ka tsy ho fatin’ny sabatra. Ary ny ainao no ho babonao,*+ satria natoky ahy ianao’,+ hoy i Jehovah.”

  • Jeremia 43:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nentin’izy ireo ny lehilahy, ny vehivavy, ny ankizy, ireo zanakavavin’ny mpanjaka, ary ny olona rehetra navelan’i Nebozaradana+ lehiben’ny mpiambina hijanona niaraka tamin’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana.+ Nentin’izy ireo koa i Jeremia mpaminany sy Baroka zanak’i Neria.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara