-
Isaia 66:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Dia hanao famantarana eo aminy aho. Ary ny olona sasany izay afa-nandositra dia halefako any amin’ireo firenena, izany hoe any Tarsisy+ sy Pola ary Loda+ izay mpampiasa tsipìka, sy any Tobala sy Javana+ ary any amin’ireo nosy lavitra, dia any amin’ireo firenena mbola tsy naheno ny momba ahy na nahita ny voninahitro. Ary hitory ny voninahitro eo amin’ireo firenena+ izy ireo.
-