Ezekiela 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanameloka anao aho, ry Farao mpanjakan’i Ejipta,+Ilay biby ngezabe any an-dranomasina ao amin’ny lakandranon’i Neily.*+Nilaza ianao hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily,* Dia izaho no nanao azy ho ahy.’+
3 Lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanameloka anao aho, ry Farao mpanjakan’i Ejipta,+Ilay biby ngezabe any an-dranomasina ao amin’ny lakandranon’i Neily.*+Nilaza ianao hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily,* Dia izaho no nanao azy ho ahy.’+