-
Amosa 1:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izao no tenin’i Jehovah:
‘Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy intelo i Tyro,+ inefatra mihitsy aza.
Nataony babo mantsy ny olona rehetra dia natolony an’i Edoma,
Ary tsy tsaroany ny fifanekena nataon’ny mpirahalahy.+
10 Dia handefasako afo ny mandan’i Tyro,
Ka ho levon’ny afo ny tilikambony voaro mafy.’+
-