Genesisy 19:36, 37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+ Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Indray alina izay, dia voaroba i Aran’i+ Moaba,Ka nangina. Indray alina izay koa, dia voaroba i Kiran’i+ Moaba,Ka nangina.
36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Indray alina izay, dia voaroba i Aran’i+ Moaba,Ka nangina. Indray alina izay koa, dia voaroba i Kiran’i+ Moaba,Ka nangina.