Isaia 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mipararetra ny foko noho ny amin’i Moaba,+Ka mangovitra hoatran’ny harpa tendrena.Mangovitra koa ny any anatiko lalina any, noho ny amin’i Kira-haresa.+
11 Mipararetra ny foko noho ny amin’i Moaba,+Ka mangovitra hoatran’ny harpa tendrena.Mangovitra koa ny any anatiko lalina any, noho ny amin’i Kira-haresa.+