Jeremia 49:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hanao hoatran’ny voromahery miakatra sy mifaoka ny hazany izy,+Ka hamelatra ny elany hifaoka an’i Bozra.+ Amin’izany andro izany, ny fon’ireo miaramila ao EdomaDia hitebiteby toy ny fon’ny vehivavy eo am-piterahana.”
22 Hanao hoatran’ny voromahery miakatra sy mifaoka ny hazany izy,+Ka hamelatra ny elany hifaoka an’i Bozra.+ Amin’izany andro izany, ny fon’ireo miaramila ao EdomaDia hitebiteby toy ny fon’ny vehivavy eo am-piterahana.”