Jeremia 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho avy toy ny rahona mainty ny fahavalo,Ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa ringana!
13 Ho avy toy ny rahona mainty ny fahavalo,Ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa ringana!