-
Fitomaniana 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Haingam-pandeha noho ny voromahery eny amin’ny lanitra ny mpanenjika anay.+
Nanenjika anay teny an-tendrombohitra izy ireo, ary niafina tany an-tany efitra mba hanafika anay.
-