FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ho avy toy ny rahona mainty ny fahavalo,

      Ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+

      Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+

      Idiran-doza isika fa ringana!

  • Fitomaniana 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Haingam-pandeha noho ny voromahery eny amin’ny lanitra ny mpanenjika anay.+

      Nanenjika anay teny an-tendrombohitra izy ireo, ary niafina tany an-tany efitra mba hanafika anay.

  • Ezekiela 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Nisy voromahery lehibe+ iray nanana elatra lehibe. Lava be ny volon’elany, ary rakotra volo miloko isan-karazany ilay voromahery. Tonga tany Libàna+ ilay izy ka nalainy ny laingon’ny hazo sedera.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara