Jeremia 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ry ilay mipetraka any Libàna,+Izay manao akany eny amin’ny sedera,+Hitaraindraina ianao rehefa manaintaina mafy,Manaintaina hoatran’ny vehivavy efa ho teraka!”*+
23 Ry ilay mipetraka any Libàna,+Izay manao akany eny amin’ny sedera,+Hitaraindraina ianao rehefa manaintaina mafy,Manaintaina hoatran’ny vehivavy efa ho teraka!”*+