FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Fa maheno feo hoatran’ny feom-behivavy marary aho,

      Toy ny fitarainan’ny vehivavy miteraka ny zanany voalohany,

      Dia ny feon’i Ziona zanakavavy misefosefo.

      Mamelatra ny tanany izy,+ sady miteny hoe:

      “Loza ity fa reraka aho noho ny ataon’ny mpamono olona!”

  • Jeremia 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa renay ny momba azy,

      Ka miraviravy tanana izahay.+

      Mijaly izahay,

      Ary mitebiteby be* hoatran’ny vehivavy efa ho teraka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara