Isaia 2:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Andron’i Jehovah Tompon’ny tafika mantsy izany,+ Ka ho tonga amin’izay mirehareha sy manambony tena,Amin’ny olona rehetra, na ambony izy na ambany,+13 Amin’ny sedera avo be mijoalajoala rehetra any Libàna,Amin’ny hazo oaka rehetra any Basana,
12 Andron’i Jehovah Tompon’ny tafika mantsy izany,+ Ka ho tonga amin’izay mirehareha sy manambony tena,Amin’ny olona rehetra, na ambony izy na ambany,+13 Amin’ny sedera avo be mijoalajoala rehetra any Libàna,Amin’ny hazo oaka rehetra any Basana,