-
Zefania 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Hanatsotra ny tanako aho mba hamely an’i Joda
Sy ny mponina rehetra ao Jerosalema.
Hofoanako tsy hisy ao intsony izay sisa* tavela amin’i Bala,+
Sy ny anaran’ny mpisoron’ny andriamani-kafa, ary ny anaran’ny mpisorona hafa.+
-
Zefania 1:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah Tompo Fara Tampony, fa akaiky ny andron’i Jehovah!+
Efa nanomana sorona i Jehovah, ary efa nanamasina an’ireo nasainy.
-
-
-