FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nanompo an’i* Balan’i Peora ny Israely,+ ka tezitra be tamin’izy ireo i Jehovah.

  • Mpitsara 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mpitsara 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Niala tamin’i Jehovah ny Israelita, ary i Bala sy ireo sarin’i Astarta indray no nivavahany.+

  • 2 Tantara 28:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Lasa mpanjaka i Ahaza+ tamin’izy 20 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Tsy nanao izay tsara teo imason’i Jehovah izy, tsy mba hoatran’i Davida razambeny.+ 2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely+ kosa izy, ka nanao sarivongana metaly*+ mihitsy aza, dia ny sarin’ireo Bala.

  • Jeremia 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Nanambara loza hamelezana anao i Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda. Nampahatezitra ahy izy ireo satria nanao sorona ho an’i Bala.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara