FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nasainy ny tany, nesoriny ny vato,

      Dia namboly voaloboka mena karazany tsara izy.

      Nanorina tilikambo teo afovoany koa izy,

      Ary nanao lavaka famiazam-boaloboka.+

      Nanantena foana izy fa hamoa voaloboka tsara ilay tany,

      Saingy tsy namoa afa-tsy voalobokadia.+

  • Jeremia 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Voaloboka mena faran’izay tsara avy amin’ny karazam-boa tena izy ianao, tamin’ianao namboleko.+

      Koa nahoana ianao no lasa sampana voalobokadia sady voaloboka ratsy teo anatrehako?’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara