33 “Henoy indray izao fanoharana izao: Nanana tany ny lehilahy iray ka nanao tanimboaloboka,+ ary nofefeny ny manodidina. Dia nihady lavaka famiazam-boaloboka teo izy ary nanangana tilikambo.+ Nampanofainy tamin’ny mpamboly ilay izy avy eo, dia lasa nankany an-tany hafa izy.+