FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanorina an’ireo toerana avo ho an’i Bala koa izy ireo mba handoroany ny zanany ao anaty afo, ho fanatitra dorana manontolo ho an’i Bala.+ Tsy nandidy azy hanao an’izany anefa aho na niresaka an’izany taminy, ary tsy tao an-tsaiko* akory aza izany.”’+

  • Jeremia 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hataoko tonga amin’ity tanàna ity sy ny tanàna keliny rehetra ny loza rehetra nolazaiko hamelezana azy, satria mafy loha* tsy nety nankatò ny teniko izy ireo.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara