FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joela 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+

      Ary manaova hiakan’ady eo amin’ny tendrombohitro masina.

      Aoka hangovitra ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,

      Fa ho avy ny andron’i Jehovah+ sady efa akaiky!

  • 2 Petera 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho avy toy ny mpangalatra+ anefa ny andron’i Jehovah.*+ Amin’izany andro izany dia handalo haingana ny lanitra,+ ka ho toy ny feon-javatra mirodorodo* be ny fandalovany. Ho levona kosa ireo singan-javatra efa mahamay be, ary haharihary ny tany sy ny asa eo aminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara