FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 33:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, miresaha amin’ny zanaky ny firenenao,+ ka lazao aminy hoe:

      “‘Andeha hatao hoe mitondra sabatra hamely ny tany iray aho.+ Ary mifidy lehilahy iray ny olona rehetra ao amin’ilay tany mba hataony mpitily. 3 Dia hitan’ilay lehilahy hoe iny fa misy sabatra hamely an’ilay tany, ka mitsoka anjombona izy mba hampitandremana ny olona.+

  • Amosa 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Raha tsofina ao an-tanàna ny anjombona, tsy hangovitra ve ny olona?

      Raha misy loza ao an-tanàna, tsy i Jehovah ve no nahatonga izany?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara