Jeremia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lazao any Joda izany, ary ambarao ao Jerosalema. Mihorakoraha ary tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Miantsoantsoa mafy hoe: “Mivoria,Ary andao isika handositra ao amin’ireo tanàna voaro mafy.+ Hosea 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Tsofy ny anjombona!+ Fa misy fahavalo hoatran’ny voromahery tonga hamely ny tranon’i Jehovah,+Satria nivadika tamin’ny fifanekena nataoko+ taminy izy ireo, sady nandika ny lalàko.+
5 Lazao any Joda izany, ary ambarao ao Jerosalema. Mihorakoraha ary tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Miantsoantsoa mafy hoe: “Mivoria,Ary andao isika handositra ao amin’ireo tanàna voaro mafy.+
8 “Tsofy ny anjombona!+ Fa misy fahavalo hoatran’ny voromahery tonga hamely ny tranon’i Jehovah,+Satria nivadika tamin’ny fifanekena nataoko+ taminy izy ireo, sady nandika ny lalàko.+