- 
	                        
            
            Nomery 21:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        29 Hahita loza ianao, ry Moaba! Ho ringana ianareo, ry vahoakan’i Kemosy!+ Tsy ho afa-manoatra izy mahita ny zanany lahy mandositra, sy mahita ny zanany vavy entin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita ho babo. 
 
-