-
Ezekiela 25:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hataoko kijana ho an’ny rameva i Raba,+ ary hataoko toerana fakana aina ho an’ny ondry aman’osy ny tanin’ny Amonita. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.”’”
-
-
Amosa 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia handefasako afo ny mandan’i Raba,+
Ka ho levon’ny afo ny tilikambony voaro mafy.
Hisy antso fanairana amin’ny andro hisian’ny ady,
Ary hisy tafio-drivotra mahery amin’ny andro hisian’ny oram-baratra.
-