2 Samoela 12:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Mbola niady tamin’i Raba+ tanànan’ny Amonita+ i Joaba, ka azony ny tanànan’ny mpanjaka.*+ Ezekiela 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Sorito ny lalana iray hidiran’ilay sabatra hamely an’i Raba+ tanànan’ny Amonita, ary sorito koa ny lalana iray hidirany hamely an’i Jerosalema,+ ilay tanàna voaro mafy any Joda.
20 Sorito ny lalana iray hidiran’ilay sabatra hamely an’i Raba+ tanànan’ny Amonita, ary sorito koa ny lalana iray hidirany hamely an’i Jerosalema,+ ilay tanàna voaro mafy any Joda.