-
2 Tantara 32:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Rehefa hitan’i Hezekia fa tonga i Sankeriba ary te hanafika an’i Jerosalema,
-
-
2 Tantara 32:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia tena vonona hanohy an’ilay asa koa izy, ka nanorina indray an’izay rava rehetra tamin’ilay manda, sy nanisy tilikambo teny amboniny. Nanao manda hafa teny ivelany koa izy, sady nanamboatra an’izay simba tamin’ilay Havoana*+ teo amin’ny Tanànan’i Davida. Nanao fitaovam-piadiana* sy ampinga be dia be koa izy.
-
-
2 Tantara 33:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Taorian’izay, dia nanorina manda ivelany ho an’ny Tanànan’i Davida+ izy, teo andrefan’i Gihona,+ teo amin’ny lohasaha,* ka hatrany amin’ny Vavahadin-trondro.+ Ary nataony nihodidina hatrany Ofela ilay manda,+ sady nataony avo be. Nanendry lehiben’ny tafika tany amin’ny tanàna rehetra voaro mafy tany Joda koa izy.
-