-
Ezekiela 21:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Ry zanak’olona, manorita lalana roa hisafidianan’ny sabatry ny mpanjakan’i Babylona. Hiainga avy any amin’ny tany iray ireo lalana ireo, ary tokony hasiana marika* eo amin’ilay sampan-dalana mankany amin’ny tanàna roa. 20 Sorito ny lalana iray hidiran’ilay sabatra hamely an’i Raba+ tanànan’ny Amonita, ary sorito koa ny lalana iray hidirany hamely an’i Jerosalema,+ ilay tanàna voaro mafy any Joda.
-