-
Malakia 1:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 fa i Esao kosa halako,+ ka nataoko tsy misy mponina+ ny tendrombohiny. Navelako ho lasa fonenan’ny alikadia any an-tany efitra koa ny lovany.”+
4 “Miteny i Edoma hoe: ‘Nopotipotehina izahay, nefa hiverina ka hanorina an’ireo tanàna rava.’ Hoy anefa i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izy ireo hanorina, fa izaho kosa handrava. Dia hantsoina hoe “tanin’ny faharatsiana” sy “vahoaka nomelohin’i Jehovah mandrakizay” izy ireo.+
-