Obadia 1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitan’i Obadia:* Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony momba an’i Edoma:+ “Naheno tatitra avy amin’i Jehovah izahay,Dia nisy olona nirahina hankany amin’ireo firenena hilaza hoe: ‘Mitsangàna! Andao isika hiomana hiady amin’i Edoma!’”+
1 Ny fahitan’i Obadia:* Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony momba an’i Edoma:+ “Naheno tatitra avy amin’i Jehovah izahay,Dia nisy olona nirahina hankany amin’ireo firenena hilaza hoe: ‘Mitsangàna! Andao isika hiomana hiady amin’i Edoma!’”+