Jeremia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Mianiana amin’ny tenako aho”, hoy i Jehovah, “fa hihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’i Bozra.+ Holatsaina sy horavana izy ary hozonina. Ho rava mandrakizay+ ny tanànany rehetra.”
13 “Mianiana amin’ny tenako aho”, hoy i Jehovah, “fa hihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’i Bozra.+ Holatsaina sy horavana izy ary hozonina. Ho rava mandrakizay+ ny tanànany rehetra.”