FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Manana sabatra i Jehovah, dia ho feno ra ilay izy,

      Sady hihoso-menaka,+

      Ka ho feno ran’ondrilahy sy ran’osy,

      Ary tavin’ny voan’ondrilahy.

      Fa manao sorona ao Bozra i Jehovah,

      Ka be dia be no aripany ao Edoma.+

  • Isaia 63:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Iza iny tamy avy any Edoma+ iny,

      Iny avy any Bozra+ iny, sady manao akanjo marevaka?*

      Manao fitafiana tsara be koa izy,

      Sady hita amin’ny fandehany hoe tena mahery sy manana fahefana.

      “Tsy iza fa izaho, Ilay milaza ny marina,

      Ilay manan-kery lehibe hamonjena.”

  • Jeremia 49:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hanao hoatran’ny voromahery miakatra sy mifaoka ny hazany izy,+

      Ka hamelatra ny elany hifaoka an’i Bozra.+

      Amin’izany andro izany, ny fon’ireo miaramila ao Edoma

      Dia hitebiteby toy ny fon’ny vehivavy eo am-piterahana.”

  • Amosa 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia handefasako afo ao Temana,+

      Ka ho levon’ny afo ny tilikambo voaro mafy ao Bozra.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara