FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 36:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ireto no anaran’ny zanakalahin’i Esao: Elifaza zanak’i Ada vadin’i Esao, sy Regoela zanak’i Basemata vadin’i Esao.+

      11 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana,+ Omara, Zefo, Gatama, ary Kenaza.+

  • Obadia 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Dia hatahotra be ny miaramilanao,+ ry Temana ô!+

      Hovonoina ho faty daholo mantsy izy ireo, ka tsy hisy ho tavela intsony ao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Esao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara