5 “Hihosin-dra eny amin’ny lanitra ny sabatro.+
Hidina hampihatra didim-pitsarana amin’i Edoma izy io,+
Ka hamely ny olona efa natokako haringana.
6 Manana sabatra i Jehovah, dia ho feno ra ilay izy,
Sady hihoso-menaka,+
Ka ho feno ran’ondrilahy sy ran’osy,
Ary tavin’ny voan’ondrilahy.
Fa manao sorona ao Bozra i Jehovah,
Ka be dia be no aripany ao Edoma.+