-
Isaia 34:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Manana sabatra i Jehovah, dia ho feno ra ilay izy,
Fa manao sorona ao Bozra i Jehovah,
Ka be dia be no aripany ao Edoma.+
-
-
Isaia 34:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy hovonoina izany afo izany na andro na alina,
Dia hiakatra mandrakizay ny setroka avy aminy.
Ho rava hatramin’ny taranaka fara aman-dimby izy,
Ka tsy hisy olona handalo eo aminy intsony mandrakizay mandrakizay.+
-