FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 76:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ianao irery no mendrika hatahorana.+

      Iza no mahazaka ny hatezeranao rehefa tezitra be ianao?+

  • Jeremia 50:44-46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Jereo fa hisy olona hiakatra hamely an’ireo kijana tsy nisy mpanafika, toy ny liona miakatra avy ao anaty kirihitrala matevina eny amoron’i Jordana. Hasaiko mandositra avy hatrany anefa izy ireo* ka hiala ao amin’ny taniny. Dia hotendreko hitarika azy ilay voafidy.+ Fa iza moa no hoatr’ahy, ary iza no ho sahy hila ady amiko? Iza no mpiandry ondry mahatohitra ahy?+ 45 Koa henoy ny fanapahan-kevitr’i* Jehovah hamelezana an’i Babylona,+ sy izay efa noeritreretiny hamelezana ny tanin’ny Kaldeanina.

      Hotaritaritina tokoa ny ondrikely.

      Horavany ny toerana ipetrahan’izy ireo noho ny amin’ireo mponina ao.+

      46 Hihovotrovotra ny tany satria heno hoe resy i Babylona,

      Ary feo mitaraindraina no ho re eo amin’ireo firenena.”+

  • Nahoma 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Iza no hahavita hijanona eo anatrehany rehefa tezitra izy?+

      Ary iza no hahatanty ny fahatezerany?+

      Hiraradraraka hoatran’ny afo ny fahatezerany mafy,

      Ary ho potipotika ny vatolampy noho ny zavatra hataony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara