FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 49:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Jereo fa hisy olona hiakatra hamely an’ireo kijana tsy nisy mpanafika, toy ny liona+ miakatra avy ao anaty kirihitrala matevina eny amoron’i Jordana. Hasaiko mandositra avy hatrany anefa izy* ka hiala ao amin’ny taniny. Dia hotendreko hitarika azy ilay voafidy. Fa iza moa no hoatr’ahy, ary iza no ho sahy hila ady amiko? Iza no mpiandry ondry mahatohitra ahy?+ 20 Koa henoy ny fanapahan-kevitr’i* Jehovah hamelezana an’i Edoma, sy izay efa noeritreretiny hamelezana ny mponin’i Temana:+

      Hotaritaritina tokoa ny ondrikely.

      Horavany ny toerana ipetrahan’izy ireo noho ny amin’ireo mponina ao.+

      21 Nihovotrovotra ny tany noho ny fidoboky ny fianjeran’izy ireo.

      Misy feo mitaraindraina izany!

      Ary heno hatrany amin’ny Ranomasina Mena+ ilay izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara