FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 46:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Miondrika i Bela,+ ary miforitra i Nebo.

      Ataingina eo ambony biby ny sampiny, eo ambony biby mpitondra entana,+

      Hoatran’ny entana manavesatra biby efa reraka.

  • Jeremia 51:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Hitodika manokana amin’i Bela+ any Babylona aho,

      Ka hasaiko aloan’ny vavany izay efa nateliny.+

      Tsy hisy firenena hirohotra hankany intsony,

      Ary hirodana ny mandan’i Babylona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara