FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hisy mponina intsony any,

      Ary tsy hisy hipetraka hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+

      Tsy hisy Arabo hanangana ny tranolainy any,

      Ary tsy hisy mpiandry ondry hitondra ny andian’ondriny hiala sasatra any.

      21 Fa ny biby izay mipetraka any amin’ny faritra karakaina no hatoritory any,

      Ary ho feno vorondolo lehibe ireo trano.

      Ny aotirisy koa no hipetraka any,+

      Ary ny osidia* no hitsambikimbikina any.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara