Isaia 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tonga avy any an-tany lavitra,+Avy any amin’ny faravodilanitra, i Jehovah,Sady mitondra ny fitaovam-piadiana fampiasany rehefa tezitra,Mba handrava ny tany manontolo.+ Jeremia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.
5 Tonga avy any an-tany lavitra,+Avy any amin’ny faravodilanitra, i Jehovah,Sady mitondra ny fitaovam-piadiana fampiasany rehefa tezitra,Mba handrava ny tany manontolo.+
11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.