Isaia 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hiditra any anaty lava-batoSy ao anaty lavaka any ambanin’ny tany ny olona.+Fa mampahatahotra ny fahatezeran’i Jehovah,Ary mamirapiratra ny fahalehibeazany,+Rehefa mitsangana mba hampangovitra sy hampitahotra ny tany izy.
19 Dia hiditra any anaty lava-batoSy ao anaty lavaka any ambanin’ny tany ny olona.+Fa mampahatahotra ny fahatezeran’i Jehovah,Ary mamirapiratra ny fahalehibeazany,+Rehefa mitsangana mba hampangovitra sy hampitahotra ny tany izy.