Apokalypsy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito,+ ka hoy izy tamiko: “Avia fa hasehoko anao ny fitsarana an’ilay mpivaro-tena lehibe mipetraka eo ambonin’ny rano maro.+ Apokalypsy 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy izy tamiko: “Ny rano izay efa hitanao ipetrahan’ilay mpivaro-tena, dia olona sy vahoaka sy firenena ary olona samy hafa fiteny.*+
17 Tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito,+ ka hoy izy tamiko: “Avia fa hasehoko anao ny fitsarana an’ilay mpivaro-tena lehibe mipetraka eo ambonin’ny rano maro.+
15 Dia hoy izy tamiko: “Ny rano izay efa hitanao ipetrahan’ilay mpivaro-tena, dia olona sy vahoaka sy firenena ary olona samy hafa fiteny.*+